Fiteny noforonina : fiteny esperanto

Esperanto? Mety efa nahenoheno ny fisian’ny teny esperanto ihany angamba ianareo… Ho an’izay tsy mbola naheno ny fiteny esperanto dia ity henoina, na ity vakio. Raha te hianatra ny zava-misy amin’ny fiteny esperanto koa ianao dia ity jerena. Raha te hijery ny vaovao amin’ny fiteny esperanto koa ianao dia ity vakiana.  Maro dia maro ireo…

Hatsarana sa habetsahana ?

Habetsahana sa hatsarana ? Misy ny sasany hilaza hoe aleo hatsarana toa izay habetsahana, ary misy ny sasany milaza «hatsarana ankabetsahana», ary ny sasany “habetsahana anie mandeha amin’ny fanangonambola ihany e” … Ka inona ny tena marina ? Habetsahana sa hatsarana ?… Velom-panontaniana amin’izany aho ankehitriny satria eo amin’ny Wikibolana eo dia misy adihevitra mikasika…

Ny mampahantra ny Malagasy

Nandritry ny dimampolo taona nahaleovantena, nikorontana foana i Madagasikara, isaky ny taompolo. Ireo korontana ireo dia nitondra fihemorana ara-toe-karena ary ara-piarahamonina. Rehefa miresaka mikasika io fihemorana io aho dia mikasika ny fivoarantsika oharina amin’ny fivoaran’ireo firenena ivelan’i Afrika. Ka raha oharina amin’ny firenena ivelan’i Afrika i Madagasikara dia lasa nihemotra tanteraka amin’ny lafin’ny ara-toe-karena. Tamin’ny…

Tetikasa Wikimedia amin’ny fiteny afrikana

Amin’izao fotoana izao, tsy mbola misy ny Wikipedia amin’ny teny afrikanina izay manana isan-dahatsoratra mihoatra ny iray hetsy. Mety ny fanjakazakan’ny Wikipedia amin’ny fiteny eoropeana lehibe angamba, ary koa ny habetsahan’ny “details” ao amin’ny lahatsorany angamba no mety mahatonga izany. Ary noho izany, ny fiteny ofisialy rehetra ny Vondrona Eoropeana (afatsy ny fiteny maltey) dia…

African language Wikimedia projects

At this time, no African language Wikipedia has passed the hundred thousandth article. This is certainly due to the domination of European language Wikipedias and the relevance of their articles throughout the Internet : Almost all of EU official language (except Maltese) counts more than 40,000 articles. The greatest European language Wikipedia is English, as…

First steps in blogging

First off, the language I am currently writing in is not my native language, so I am less fluent in that language than in my native tongue : Malagasy ; please forgive my grammar (as I am not a very good speaker of English) and spelling (because everyone do) mistakes in my posts in this…